|
|
|
|

Teny iditra1 olona mahay lalàna
Singan-teny  2olona, 3mahay, 4lana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany. [1.1]
Tovy hevitra  7mpahay lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12